|
|
|
|

Teny iditra1  miala nenina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] manao izay rehetra azo atao mba tsy hisian' ny nenina
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to re-assure one's conscience; to prevent subsequent regret by making the best use of one's opportunities; to work off remorse by penitence.
5  [1.7] to do everything possible so that one will have no regrets later
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] faire tout son possible pour éviter des regrets possibles
Singan-teny  7  miala, nenina

Fivaditsoratra  8  miala nenina, nanilemanay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21